|
|
|
|

Entrée1  firaka
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  Teny ilazana metaly roa samy hafa dia ny firapotsy, izay azo fisahina manify dia manify ka ampiasaina ho famonosan-kanina mora simba, ary ny firamainty, ampiasaina indrindra hanaovana tantirano. [1.1]
Explications en anglais  4  Lead, pewter [Malay perak, silver?] [1.2]
Explications en français  5  Nom générique du plomb et de l'étain, petits grains d'étain intercalés dans les tissus comme ornements.
Fig. fausse monnaie [1.3]
6  Nom générique du plomb firamainty et de l'étain firapotsy. [1.5]
Exemples  7  firaka no nentin' ialahy, hoy i Naboto nihoraka. [2.117#]
8  Ny arindrano mirongo firaka tany aloha sy ny akanjo migalom-bolafotsy ankehitriny, i [2.346#43]
9  Izao re no bikako, izao no tarehiko : nony tanimanga aho dia notefena, nony firaka aho dia mba narendrika. [2.857#]
10  Tarsisa nifampivarotra taminao, tamin' ny hareny isan-karazany: volafotsy, vy, pira|fira-potsy amam-pira|fira-mainty, izay nataony vidin' ny entanao [2.996]
Morphologie 
11  Simple :
12  Préfixée :
Tous les mots composés  13  8 combinaisons de ce mot
Vocabulaire  14  Chimie
Analogues  15  Pb, Sn
Proverbes  16  Proverbes contenant ce mot
Tableaux et planches  17  Table périodique

Anagrammes  18 Afrika, 19 faraky, 20 fikara, 21 firaka, 22 kafira

Mis à jour le 2025/10/11