|
|
|
|

Teny iditra1  fiporetaka
Fototeny  2 poretaka
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fomba entina miporetaka, izany hoe mipetraka mivareraka amin' ny tany, mietry. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 Manière de s’affaisser. [1.3#491]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12