|
|
|
|

Teny iditra1  fileony
Fototeny  2 leony
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 mpimamo, mpidoroka. [1.1#761]
Fanazavàna teny frantsay  5 ivrogne. [1.3#401]
Ohatra  6  dia hiteny amin' ny loholona amin' ny tanànany izy mivady hoe: Ity zanakay ity dia maditra sy manohitra ka tsy mihaino ny feonay, fa mpandany sy fileony. [2.996#]
Tovy hevitra  7 mpileony

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12