|
|
|
|

Teny iditra1  fikorisa
Fototeny  2 korisa
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fomba entina mikorisa, na fomban' ny zavatra mikorisa, izany hoe mikisaka midina ka mikororosy fa tsy mivadibadika. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 Manière de glisser. [1.3#356]

Fivaditsoratra  6 fikorisa, 7 fisariko

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12