|
|
|
|

Teny iditra1  fikodadaka
Fototeny  2 kodadaka
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fomban' ny olona mikodadaka, izany hoe miteny haingana mifangaroharo noho ny fihetseham-po mahery toy ny fahatairana. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 Manière de bredouiller. [1.3#345]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12