|
|
|
|

Teny iditra1  fikakàka
Fototeny  2 kak
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 fomba enti-mikakàka.
5 Feon' ny akohovavy ndeha hanatody. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6 manière de glousser, de caqueter. [1.3]
Voambolana  7  Haibiby: (amin' ny ankapobeny) 8  Feo

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12