|
|
|
|

Teny iditra1  fikabariana
Fototeny  2 kabary
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fanaovana lahateny ampahibemaso; filazana lalàna na didy ampahibemaso.
5 Fibedibedena: Ampy izay fikabarianao ahy izay fa lasa aho. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6 L'action de proclamer, d'admonester, la cause, le lieu. [1.3]
Ohatra  7  Atombohy, any aloha, ary ny tantaran' ny fikabariana. [2.270#]
8  Ny an'Ingahy teo ambany avaratry ny Vato-fikabariana; [2.588#]
9  Raha vao mahatazana ny afo midonaka ny manodidina dia manatona haingana ny toerana fikabariana. [2.508#]
Sary 

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/07