|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fijajirihana |
| Fototeny | 2 jajirika |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Fijoroana mitsangana tsara tsy mihetsika, fitsanganana miandry ela: Naharitra adiny iray ny fijajirihako teo ambaravaranareo.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 L’action de se tenir debout.
[1.3#290] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|