|
|
|
|

Teny iditra1  fihofany
Sokajin-teny  2  anarana sy mpisolo
Fanazavàna teny malagasy  3 Ny fanambanin' ny kibon' ny kisoa. [1.1]
4 tohatra na nonon' ny lambovavy. [Sakalava] [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 The belly piece of pork. See lemy.. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  6 le dessous du ventre des porcs. [1.3#169]
Voambolana  7  Haibiby: (amin' ny ankapobeny) 8  Toe-karena: hanina

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12