Entrée fihobiana (hoby)
Partie du discours nom
Explications en malgache Fiderana amin' ny akoram-pifaliana [1.1]
Explications en français L’action d’acclamer, le lieu, les circonstances [1.3]
Exemples Ny antsa dia hira fihobiana sy fanajana ambony izay fan ho an' ny mpanjaka, izay fanaon' ny Tsimandoavavy na ny lakaolina ataon' ny vehivavy rehetra izay lalovan' ny mpanjaka. [1.437]

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/10/20