|
|
|
|

Teny iditra1  fihitso-basy
Singan-teny  2 fihitsoka, 3 basy
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 Vy na hazo lavalava kely amin' ny basy natao hamahanana azy taloha, fa ankehitriny kosa ampiasaina hanadiovana azy fotsiny [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 (fihitsobasy) [Mod. s. from mihitsoka (hitsoka).] A ramrod. See hitsoka, firitsoka, ramirajy. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  7 Baguette du fusil [1.3#169]
Voambolana  8  Miaramila
Tovy hevitra  9 firitso-basy

Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08