|
|
|
|

Entrée1  fihetsika
Radical  2  hetsika
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  Fomba fandeha: Mihodinkodina amin' ny tenany ihany no fihetsiky ny tany
Fanao: Tsy azoazoko ny fihetsik' iny Rangahy iny [1.1]
Explications en français  5  comportement, attitude, mobilité [1.13]
Exemples  6  Misarika ny mpitatitra izany fihetsika izany. [2.445#]
7  Sady amin' izay mihaja fihetsika sy maotimaotina ery. [2.4#]
8  Misy heviny roa samy hafa ny fanaovana io fihetsika io; [1.519#]
Tous les mots composés 

Anagrammes  14 fihetsika, 15 fitsikeha

Mis à jour le 2025/09/12