|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fihazohazoana |
| Fototeny | 2 hazohazo |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Fisalasalana, fijajirihana tsy tapa-kevitra na handroso na hihemotra: Mandany andro ny fihazohazoana
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 L’action de rester debout, le lieu, la cause, l'hésitation
[1.3#230] |
| Ohatra |
6 Ary ny fihazohazoana mandany andro.
[2.528#]
|
| Fivaditsoratra | fihazohazoana, 7 fizahozahoana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08 |
|