|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fihainoana |
| Fototeny | 2 haino |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Fanongilanan-tsofina mba handre; fanekena (fangatahana)
5 fitaovana entina mihaino 6 Fitaovan' ny Dokotera ampiasainy hihainoana ny fitepon' ny fo [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7 a stethoscope
8 auscultation [1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
9 L’action d’écouter
10 Cornet acoustique, le stéthoscope [1.3] 11 ouïe 12 écouteur [1.13] |
| Ohatra |
13 Nisy lonilony tamin-dRafotoana koa noho ny lalàna momba ny fihainoana kabary.
[2.508]
14 Ny fahasarotan' ny mizara ve hita koa any amin' ny fankamamiana sy ny fihainoana ny hafa? [1.369#] |
| Voambolana | 15 Haiaina 16 Fitaovana 17 Fahasalamana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|