|
|
|
|

Teny iditra1  fihadiana
Fototeny  2 hady
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fitrandrahana: Ny fihadiana tany no sarotra amin' ny tombolana raha mafy ny tany.
5 Fanongotana, famongorana: Fihadiana vomanga.
6 Famoahana avy ao anaty tany, famokarana: Fihadiana volamena. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  7 L’action de creuser, d’extraire, l’instrument, de lieu. [1.3#202]
Ohatra  8  Nanomboka nifarana ny fihadiana ny saha efatra araka ny drafitra natao tamin' ny voalohany. [2.472#]
9  ary izay tany fihadiana metaly sy fambolena rehetra tian' ny Compagnie dia azony raisina avokoa, sady tsy handoavainy hetra akory. [2.649#]
Kamban-teny rehetra  10  Fikambanana 3 amin' io teny io

Fivaditsoratra  11 fahidiana, 12 fihadiana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09