|
|
|
|

Teny iditra1  figoboka
Fototeny  2 goboka
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Toetran' ny feo migoboka na migobona, izany hoe mivoaka avy amin-javatra loaka, poaka aty. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 le son creux. [1.3#198]
Voambolana  6  Feo
Tovy hevitra  7 figobona

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12