|
|
|
|

Teny iditra1  figalabina
Fototeny  2 galabina
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Toetran' ny olona migalabina, izany hoe miadana tsara. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 La liberté. [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12