| Entrée | 1 fifohana | 
| Radical | 2 foka | 
| Partie du discours | 3 nom | 
| Explications en malgache | 4   Hazo na zavatra hafa nentina nitrohana rongony na paraky Fampidirana na fisintonana setro-javatra dorana eo amin' ny vava: Manimba ny havokavoka ny fifohana sigara Fitrohana, fisintonana, fandritana: Mahagaga ny fifohan' ny hainandro ny rano eran-tany [1.1] | 
| Explications en français | 5   absorption [1.13] | 
| Anagrammes | 6 fanafohy, 7 fifohana | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |