| Entrée | 1 fifaneraserana |
| Radical | 2 serasera |
| Partie du discours | 3 nom |
| Exemples |
4 Notohizan' I Lidy hatrany ny fifaneraserana tamin' Ingahy Rainimasy.
[2.470]
5 Hatramin' izay dia sarotra ny nanasitrana ilay ratra teo amin' ny fifaneraserana. [2.356] 6 Raha izany ary, ny fifaneraseran' ny Malagasy tamin' ny Arabo, tamin' iny faritra atsimo atsinanana iny dia niafara tamin' ny fifangaroana tanteraka, ary very ny mahavahiny ireny Arabo ireny. [2.366] |
| Morphologie |
|
| Mis à jour le 2025/07/29 |
|