|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fifampiandrasana |
| Fototeny | 2andry |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Ohatra |
4 Tsy inona fa tsy fifampitokisana no antony, fifampiandrasana kendry tohina lava, fanilihana amin' ny hafa izay mety ho tsy fanjariana mitranga, fiheveran-tena ho tsy mba diso amin' izay lazaina sy atao.
[4.26]
|
| Fivaditsoratra | 5 fampifandraisana, 6 fifampiandrasana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29 |
|