| Entrée | 1 fifaliana |
| Radical | 2 faly |
| Partie du discours | 3 nom |
| Explications en malgache |
4 Firavoana: Androm-pifaliana Zavatra mahafaly: Fifaliana ho ahy ny mandray anao ato an-tokantronoko Filalaovana: Tia fifaliana ny tanora [1.1] |
| Explications en anglais |
5 happiness, rejoicing [1.7] |
| Explications en français |
6 action de se réjouir; le plaisir [1.8] |
| Exemples |
7 Nataony tamin' ny fifaliana tokoa izany.
[2.356#]
8 ary nanova ny alahelo, ho tonga fifaliana. [2.59#] 9 Ny Fizaràna fahatelo dia ny fihinanam-be sy fifaliana. [2.508#] |
| Vocabulaire | 10 Emotions |
| Proverbes | 11 Proverbes contenant ce mot |
| Article | 12 Randzavola: fifaliana ao amin' ny Baiboly |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|