|
|
|
|

Teny iditra1  fierotra
Fototeny  2 erotra
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fomban' ny olona mierotra, izany hoe mamoaka feo mafy toa mitrona avy any an' orona eo am-patoriana. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 manière de ronfler. [1.3#130]
Ohatra  6  Tsy nangina anefa : fierotra ohatra ny reok' omby vonoina izany no nandimby ny fitabatabany. [2.4#]

Fivaditsoratra  7 atrefory, 8 fierotra, 9 fireotra

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12