|
|
|
|

Teny iditra1  fidridridridry
Fototeny  2 dridridridry
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Ohatra  4  Tsy te handre ny fidridridridrin' io marary io aho [1.1]
5  Akatony tsara ny varavarana fa tsy tantiko ny fidridridridriny tontolo andro [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12