Entrée dridridridry
Partie du discours nom
Définition malgache Fitaraindrainana noho ny aretina na ny fahoriana: Tsy te handre ny fidridridridrin' io marary io aho
¶ Famoahana feo maharitra hafahafa noho ny fikasohana tsy malama tsara: Akatony tsara ny varavarana fa tsy tantiko ny fidridridridriny tontolo andro [Rajemisa 1985]
Traduction anglaise same as dredridredry. [Richardson 1885]
Vocabulaire 
Dérivations 

Mis à jour le 2020/07/31