|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fiaramanidina |
| Singan-teny | 2 fiara, 3 manidina |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 Karazana fiara entina maotera iray na maro mataniaka misidina eny amin' ny habakabaka
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 an airplane
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 avion
[1.8] |
| Voambolana | 8 Fitaterana |
| Mpanahaka | 9 twinotter |
| Sary |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11 |
|