|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  fiara
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Filanjana misy takoboka
4 Zavatra fitondrana an-tanety na anaty rano. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 an open palanquin adorned with scarlet in which the sovereign is carried
6 a ship
7 the sacred ark of Scripture
8 the seats or moveable deck of a lakam-piara [Provincial] [1.2]
9 vehicle [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10 véhicule [1.8, 1.13]
11 automobile, voiture [1.13]
Voambolana  12  Fitaterana
Kamban-teny rehetra  13  Fikambanana 23 amin' io teny io
Teny nalaina  14  Soratra misy io teny io

Teny iditra (2/2)15  fiara
Sokajin-teny  16  anarana
Fanazavàna teny anglisy  17 a palm [Betsileo] [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  18 (de fiara : brancard, tout ce qui sert à porter) Surtout les pétioles séchés des feuilles de rafia, Raphia ruffia Mart. (Arecaceae). [Betsimisaraka, Merina] [1.196]
Voambolana  19  Haizavamaniry: hazo palma
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  21 afira, 22 arafy, 23 faray, 24 faria, fiara, 25 rafia

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09