|
|
|
|

Teny iditra1  fiangonana
Fototeny  2 angona
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 trano fivahana ivorian'ny kristianina mba hanaovana fombam-pivavahana isan-karazany: lasa any am-piangonana izy.
5 ny fitambaran'ny kristianina manaiky lehibe tokana. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 the church; the people who assemble regularly together for worship.. [1.2]
Ohatra  7  Dia neken'ny fiangonana izany [2.59]
8  Firy re no fiangonana toy izany ankehitriny? [2.649]
Kamban-teny rehetra  9  Fikambanana 2 amin' io teny io
Lahatsoratra  10 Randzavola: fiangonana ao amin' ny Baiboly
Sary 

Fivaditsoratra  11 fiangonana, 12 fionganana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09