|
|
|
|

Teny iditra1  fiangaviana
Fototeny  2 angavy
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny anglisy  4 an urgent plea. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5 la demande, celui à qui on demande. [1.3#45]
6 requête urgente. [1.8]
Ohatra  7  hoy ny feony feno fiangaviana. [2.529#]
8  Antso, fiangaviana, fanambatambazana tsy loa-body izany no nivoaka ny vavako. [2.4#]
9  Voatohina mafy ny fony nandre izato fiangaviana nataoko azy mba hihevitra ahy ho isan-janany. [2.643#]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12