|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fiandrinaina |
| Singan-teny | 2 fiandry, 3 aina |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 Karazan-kankana mivelona ao amin' ny tsinain' ny olona; araka ny finoan' ny teo aloha, dia mivoaka, hono, io kankana io rehefa ho faty ilay olona misy azy.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 (fandrin-aina) The name of a fabulous worm said to live in the stomach of people, and which, should it be passed out, indicates that the sick will surely die..
[1.2] |
| Voambolana | 7 Fahasalamana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|