|
|
|
|

Teny iditra1  fiakanakana
Fototeny  2 akanakana
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fomban' ny olona miakanakana izany hoe miambatrambatra na mivakavaka rehefa miteny. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 Manière de balbutier. [1.3#13]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12