|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  fiafia
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Aretina mampitaintaina amin' ny lalan-drano ka mahatonga tsy afaka mivalan-drano. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 gravel, suppression of urine. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  5 gravelle, pierre. [1.54]
Voambolana  6  Fahasalamana
Mpanahaka  7  vato

Teny iditra (2/2)8  fiafia
Sokajin-teny  9  anarana
Fanazavàna teny anglisy  10 a game of wrestling in which each person only uses one hand.. [1.2]
Voambolana  11  Kilalao

Fivaditsoratra  12 afiafy, 13 faifay, 14 fiafia

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12