| Entrée | 1 fery |
| Partie du discours | 2 nom |
| Explications en malgache |
3 Fahatriaran' ny nofo noho ny fera. hamaizana na vay: Lalina ny fery. / Tokony hofehezina tsara ny ferin' ity mpilalao naratro Kilema, triatra kely: Efa nisy feriny io vilany io ka tsy mahagaga raha vaky Henatra, fahafaham-baraka: Fery ho an' ny fianakaviana izao nataonao izao, anaka! [1.1] |
| Explications en anglais |
4 a wound, a sore [1.2, 1.7] 5 a hurt, an ulcer. [Mal. puru.] [1.2] |
| Explications en français |
6 plaie, blessure [1.8] |
| Dérivés |
|
| Tous les mots composés | 11 15 combinaisons de ce mot |
| Vocabulaire | 12 Santé |
| Proverbes | 13 Proverbes contenant ce mot |
| Anagrammes | 14 fery, 15 refy |
| Mis à jour le 2025/10/11 |
|