|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/4) | 1 feny |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Ny antsasak' ilan' ny omby eo aoriana
[1.1] |
| Teny iditra (2/4) | 4 feny |
| Sokajin-teny | 5 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
6 fefy
[Taimoro]
7 tamboho [1.78] |
| Fanazavàna teny anglisy |
8 a fence, a hedge, an enclosure. See fefy
[Provincial]
[1.2] |
| Sampanteny |
|
| Tovy hevitra | 16 fefy, fenifeny |
| Teny iditra (3/4) | 17 feny |
| Sokajin-teny | 18 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
19 Ny sofim-basy
[1.1#284] |
| Fanazavàna teny anglisy |
20 the hammer of a gun
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
21 le chien de fusil
[1.3#162] |
| Voambolana | 22 Miaramila |
| Teny iditra (4/4) | 23 feny |
| Sokajin-teny | 24 anarana fe sy mpisolo |
| Ohatra |
25 nefa tsy maty izy, fa ny feny no tapaka.
[2.69#163]
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19 |
|