Entrée fenitra
Partie du discours nom
Définition malgache ny tsorak' ahitra efatra alahatra voalohany, atao mitanam-bokovoko, dia ireo no fototra anombenana ny rary amin' ilay harona na sobika atao [Ravelojaona 1937]
 Ireo soritra amin' ny rary mifanipaka, izay toa mahavita sary [Rajemisa 1985]
Traduction anglaise four strips of rush placed diagonally at the bottom of a basket, etc., extending from corner to corner, and forming a foundation on which the basket is plaited [Richardson 1885]
Traduction française raies des nattes dirigées dans un sens différent et formant des dessins [Abinal 1888]
Mots composés, titres, noms 

Entrée fenitra
Partie du discours nom
Définition malgache fanorenana, fiandohana
¶ ny fandimbiasana ara-dalàna tsy miovaova ny taranaky ny mpanjaka teto amin' ny Fanjakana Malagasy izy; koa na ny mpanjaka na ny vahoaka dia samy tsy misy mivadibadika na mikorontana, fa misy fitohizana ara-dalàna hatrany [Ravelojaona 1937]
 Fomba fanao, indrindra izay mikasika fifandraisan' ny vahoaka sy ny andriamanjaka fahizay: Tsy miova fenitra ny ambanilanitra [Rajemisa 1985]
Traduction anglaise foundation, origin, first cause, etc.
¶ This word is also used to express the continuous succession to the sovereignty of a dynasty, as: Tsy miova fenitra ny ambanilanitra (The people have no change in the succession) [Richardson 1885]
Traduction française coutume, usage
¶ ce qui s'est fait dans les temps passés de peuple à souverain et de souverain à peuple [Abinal 1888]
Mots composés, titres, noms 
Exemples 
1Koa samia mitandrina ianareo mba tsy hanova fenitra izao tany ipetrahanareo izao. [Randriamamonjy: Tantara, page 357]
2tsy maintsy mitovy ny fenitra andanian' ny Antenimiera roa tonta ny lalàna fehizoro mikasika ny Antenimierandoholona. [Fanjakana: Lalam-panorenana]
Citations 

Mis à jour le 2020/07/31