|
|
|
|

Teny iditra1  fatrifotony
Singan-teny  2 fatra, 3 ifotony
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 Fomban-drandram-bolo iray: alaina ny volo dia aolikolika eo amin' ny fotobolo, saika mipetaka amin' ny hodi-doha mihitsy. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6 manière de tresser les cheveux en les bouclant très près de la peau de la tête. [1.3#159]
Voambolana  7  Fandram-bolo

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12