|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  faridanonana
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Fahazavana hita misoritra manodidina ny volana indraindray. [1.1]
4 faribolana. [Sihanaka] [1.78]
Tsipelina hafa  5 fari-danonana
Kamban-teny rehetra  6 Faridanonana

Teny iditra (2/2)7  Faridanonana
Singan-teny  8 faridanonana
Sokajin-teny  9  anaran-tsamirery (olona) [Fitanisana]
Ohatra  10  Araka ny filazan' i faridanonana dia avy amin' ny anaran' ny mpanazary Rona no niavian' ny anarana hoe Androna. [2.508#]
Voambolana  11  Haisoratra: mpanoratra 12  Tantara: olona
Asa navoany  13  Rantimbolaña - Dictionnaire Tsimihety

Fivaditsoratra  14 faridanonana, Faridanonana, 15 ifanandroana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/10