| Entrée | 1 faribohitra |
| Mots élémentaires | 2 faritra, 3 vohitra |
| Partie du discours | 4 nom |
| Explications en malgache |
5 Fizaran-tany kely indrindra ara-pitondrana iadidian' ny ben' ny faribohitra na ny mpiadidy [1.1] |
| Explications en anglais |
6 a quarter or ward of a town [1.7] |
| Explications en français |
7 quartier d'une ville [1.8] |
| Exemples |
8 Etsy Ambohimanarina misy faribohitra ataon' ny olona hoe "Ambodivoronkely.
[2.285#]
9 Nanana faribohitra niombonana koa izy, toa an' Ambohibeloma sy Ambohibazoina. [2.508#] |
| Vocabulaire | 10 Géographie: (en général) |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|