|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 fanototra
Fototeny  2tototra
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Fomba entina manototra, izany hoe mameno tany lavaka; mandelika. [1.1#274]
Fanazavàna teny frantsay  5Ce qu’on peut combler, la manière de couvrir. [1.3#738]

Teny iditra (2/2)6 fanototra
Fototeny  7totòtra
Sokajin-teny  8 anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  9manafotra. [1.1#274]
Fanazavàna teny frantsay  10Ce qu’on peut secouer, manière de secouer les fils. [1.3#738]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12