|
|
|
|

Entrée1  fanorotoro
Radical  2  torotoro
Partie du discours  3  nom ou adjectif
Explications en malgache  4  Fomba entina manorotoro, mamotipotika
Azo torotoroina [1.1]
Exemples  5  ary hiandry azy amin' ny tehim-by izy ka hanorotoro azy toy ny fanorotoro vilany tany, dia araka izay efa noraisiko tamin' ny Raiko. [2.996#]

Mis à jour le 2025/09/12