| Entrée | 1 fanontsanana |
| Radical | 2 hontsana |
| Partie du discours | 3 nom |
| Explications en malgache |
4 Fanakorianan-drano ao anaty zavatra mba handiovana azy: Ilaina ny fanontsanana ny vava fora faharatsiny isa-maraina Fanafodin' aretim-bava izay tsy atelina fa akoriandriana ao anaty vava fotsiny: Mividiana fanontsanam-bava dia ampiasao fa ho sitrana ny aretim-bavanao [1.1] |
| Anagrammes | 5 fanantsonana, 6 fanontsanana |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|