| Entrée | 1 fanontsana |
| Radical | 2 hontsana |
| Partie du discours | 3 nom ou adjectif |
| Explications en malgache |
4 Fomba enti-manontsana, na manasa ny atin-javatra amin' ny fanontsankontsanana rano ao anatiny Azo hontsanana [1.1] |
| Anagrammes | 5 fanantsona, 6 fanontsana, 7 fantsonana |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|