| Entrée | 1 fanondrotana |
| Radical | 2 sondrotra |
| Partie du discours | 3 nom |
| Explications en malgache |
4 Fampakarana na fanaingana ho ambony: Fanondrotana trano. / Fanondrotana karama [1.1] |
| Explications en français |
5 L’action d’élever, de promouvoir, le motif [1.3#629] |
| Exemples |
6 Moss, lehilahy ambony fahaizany, sady nikely aina fatratra tamin' ny fanondrotana ny Tanora Malagasy.
[2.649#]
7 Tsy misy fanondrotana grady aoriam-paharesena hoy, hono, izy nivatravatra, toy ny fanaony isan' andro ihany Izany rehetra izany no atao hoe sahan' adin' i Madagasikara. [2.472#] |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|