Entrée | 1 fankasitrahana |
Partie du discours | 2 nom |
Radical | 3 sitraka |
Tous les mots composés |
|
Explications en malgache |
5 [1.1] Fampisehoana fahafaham-po noho ny asa vita: Nahazo fankasitrahana tamin' ny lehibeny Rakoto ka faly aoka izany Fanehoana fihetseham-po mitory hafaliana sy fitiavana noho ny soa noraisina tamin' olona: Tsy tokony hisy fetra ny fankasitrahan' ny zanaka ny ray aman-dreny Fankatoavana, fankamamiana: Tsy hita holazaina ny fankasitrahan' ny be sy ny maro ny lahateninao |
Explications en anglais |
6 [1.7] thankfulness; a reward |
Explications en français |
7 [1.8] approbation ; remerciement, gratitude |
Proverbes | 8 Proverbes contenant le mot fankasitrahana |
Anagrammes | 9 fankasitrahana, hanafarantsika |
Mis à jour le 2025/08/10 |
![]() |