|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 fanjaitra |
| Fototeny | 2 zaitra |
| Sokajin-teny | 3 anarana na mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Fomba entina manjaitra: Tsy tiako ny fanjaitran-dRakoto palitao
5 Azo zairina: Ny baoritra tsy mba fanjaitra [1.1] |
| Teny iditra (2/2) | 6 fanjaitra |
| Fototeny | 7 zaitra |
| Sokajin-teny | 8 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
9 Fiasana vy lavalava kely marani-doha misy loaka ny vodiny mba hidiran' ny kofehy:
10 Akao fanjaitra hanjairana itỳ akanjonao tata-jaitra [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
11 a needle
[1.2, 1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
12 aiguille
[1.8] |
| Ohatra |
13 fanjaitra sy ny lamba vaovao zairina indray maka;
[2.69#]
14 Dia jereo tsara ny fanjaitra kely, fa izy no mpanondro ny ora. [2.332#] |
| Mpanahaka | 15 filo, 16 tsaika, 17 tsiverianala |
| Kamban-teny rehetra | 18 Fikambanana 6 amin' io teny io |
| Ohabolana | 19 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|