|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1  fanja
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Karazam-boniny izay tonga voankazo. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4 (du malais ganja : pousses florifères de certaines plantes et notamment du chanvre, Cannabis indica L.). [1.196]
Voambolana  5  Haizavamaniry: amin' ny ankapobeny
Kamban-teny rehetra  6 mamony fanja

Teny iditra (2/4)7  fanja
Sokajin-teny  8  anarana
Fanazavàna teny anglisy  9 marsh land where rushes grow. [Provincial] [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  10 Marais, bas-fond humide où poussent des Cyperaceae et d'autres plantes aquatiques.. [1.196]
Voambolana  11  Haitoetany: (amin' ny ankapobeny)

Teny iditra (3/4)12  fanja
Sokajin-teny  13  anarana
Fanazavàna teny frantsay  14 (probablement tiré de fanja) Nom d'une Cyperaceae : Lepironia mucronata Pers., particulièrement abondante dans les marais de ce type.. [1.196]
Voambolana  15  Haitoetany: (amin' ny ankapobeny)
Anarana ara-tsiansa 

Teny iditra (4/4)16  fanja
Sokajin-teny  17  anarana
Fanazavàna teny frantsay  18 Nom donné au tronc des fougères arborescentes cyathea et Asophila sp. (Cyatheaceae). On s'en sert pour tailler des récipients dans lesquels on cultive les Orchidées. Les créoles en ont tiré le mot « fanjon » pour désigner ces récipients.. [1.196]
Voambolana  19  Haitoetany: (amin' ny ankapobeny)
Anarana ara-tsiansa 

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09