|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  faninakinaka
Fototeny  2 hinakinaka
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fomba entina mikapoka mafy: Nampihomehy ny nijery ny faninakina-dRakoto ny zaza. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 celui qui mérite les coups, manière de battre. [1.3]

Teny iditra (2/2)6  faninakinaka
Fototeny  7 hinakinaka
Sokajin-teny  8  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  9 Tokony hovelezina mafy: Ny zaza maditra toy itony no faninakinaka. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12