| Entrée | 1 fanimbana |
| Partie du discours | 2 nom |
| Radical | 3 simba |
| Explications en malgache |
4 [1.1] Fanisiana ratsy mitera-pahavoazana; fisakantsakanana ny fahombiazana |
| Explications en français |
5 [1.3#606] L'action de gâter, d’endommager, de faire tort, la cause, le moyen, le lieu |
| Exemples |
6 [2.445#] Ilaina hofehezina izy io, fa tsy avela hanohy io fanimbana ataony io.
7 [2.643#] Fampa-tahorana ahy fotsiny ve izany, mba ho fanimbana ny saiko hatahotra? |
| Anagrammes | 8 fanambany, fanambina, fanimbana |
| Mis à jour le 2025/07/29 |
|