| Entrée | 1 fangotsoka |
| Partie du discours | 2 nom ou adjectif |
| Explications en malgache |
3 Fangirifirian' ny alahelo, fanaintainana: Tsy hay lazaina ny fangotsoko tamin' izaho tsy afa-panadinana Fetsy ratsy, konjo: Tsy nahita olona fangotsoka ohatra an' iny zazalahy iny aho [1.1] |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|