| Entrée | 1 fanevatevana |
| Radical | 2 tevateva |
| Partie du discours | 3 nom |
| Explications en malgache |
4 [1.1] |
| Explications en français |
5 L’action de mépriser, d’insulter, le motif [1.3#701] |
| Exemples |
6 io teny io dia mifono fanambaniana, fanaratsiana, fanevatevana, fanebahana.
[1.519#]
7 Anontaniany ny olona, dia kapohiny sy levileveny, satria, hoy izy, tsy hisy Mpanjaka hahazaka fanevatevana toy izany. [2.508#] |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|