|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  fanentitra
Fototeny  2 hentitra
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fomba entina manentitra na manapaka tarangana. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 Ce qu’on peut couper, la manière de couper. [1.3]
Ohatra  6  Alao ny antsy, alao ny fanentitra, hanenterana an' ilay tsy nahita, fa izaho nahita efa tofoka. [2.69]

Teny iditra (2/2)7  fanentitra
Fototeny  8 hentitra
Sokajin-teny  9  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  10 Azo tapahina tsy asiana romoromo mifanona. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12